-x-antambahoaka_rev_text_reg/20/09.txt

1 line
397 B
Plaintext

\v 9 Niakatra tambon'ny tany lemaka iary zareo de nagnodidigna ny tobin'ny mpino, ny tanàna malala. Nefa nisy afo nidigna avy tagny an-danitra ka de nandripaka an'iary zareo.\v 10 Ny devoly, zay namitaka an'iary zareo, de natsipy tamin'ny farihy afo solifara, toerana zay hanipizana ny bibi-dia amban'ny mpaminany sandoka. sady ho ampijalena andro aman'alina mandrakizay mandrakizay iary zareo.