-x-antambahoaka_rev_text_reg/20/05.txt

1 line
367 B
Plaintext

\v 5 Ny sisan'ny maty de tsy velona mandra-pahatapitran'ny arivo taona. Zany no fitsanganana vôlohany.\v 6 Sambatra sady masina zay olona managna anjara amin'ny fitsanganana vôlohany! Eo agnatrehan'ny zany de tsy manan-kery ny fahafatesana faha roy. Iary zareo de ho mpisorogna an'Andriamanitra amban'ny Kristy sady hanjaka miaraka Aminazy mamdritra ny arivo tana.