-x-antambahoaka_rev_text_reg/20/01.txt

1 line
497 B
Plaintext

\v 1 De nahita anjely nijotso avitagny andagnitra aho. Nanagna ny lakilen'ny lavaka tsy hita fiafarana, sady nanagna rojo vy lebe tan-tagnany izy. \v 2 Nanambotra ny dragona izy, na ny manaragna ela, de ny devoly, na satana, de nifihezina arivo taona.\v 3 Na tsipiny tamin'ny lavaka tsy hita farany izy, nahidiny zany de naseny tombo-kase taminazy, Na mboarina zany mba tsy hamitahany ny firenena maro koa mandra-pahatapitry ny arivo taona. Afaran'zany, de tsy metsy halefa fotôna bitabitaka izy.