-x-antambahoaka_rev_text_reg/16/20.txt

1 line
268 B
Plaintext

\v 20 Fôgna ny nosy marobe, de tsita koa ny vohitra.\v 21 Nisy havadra mavety, milanja amin'na taleta raika eo, nijotso avy tandanitra agny ho amin'ny olona. Nagnozogna an'Anandriamanitra iary zareo non'ny loza avy tamin'ny havandra satria mafy tegnany ny loza zany.