-x-antambahoaka_rev_text_reg/11/18.txt

1 line
273 B
Plaintext

\v 18 Vignitra mafy ny firenena, nefa tonga ny fahavigniranao. Tonga ny fotôgna hitsarana ny maty de hamalianao tsara ny mpaminany mpiasanao, ny mpino, de reo zay natahotra ny agnaranao, na ny tsisy dikany na ny mahery. Tonga ny fotôgna handringanana ny manimba ny tany."