-x-antambahoaka_rev_text_reg/11/03.txt

1 line
427 B
Plaintext

\v 3 Hameko ny vavolombeloko roy ny fahefana haminany mandritra ny 1,260 andro, nisikina lamba fisaonana.\v 4 Ny vavolombelogna reo de kakazon'ôliva roy de ny fitoeran-jiro roy zay nitsangana takaiky ny tompon'ny tany. \v 5 Namisy olona misafidy handratra an'azy reo, de mivôka afo ny vavan'iary zareo de hinagna ny fahavalon'iary zareo. Niza niza magniry ny handratra an'Azy reo de tsy mentsy ho vonoina amin'ny fomba zany.