-x-antambahoaka_rev_text_reg/10/05.txt

1 line
500 B
Plaintext

\v 5 Aveo hitako ny anjely nitsangana tamboniny ranomasina amban'ny tany, nanangana ny tagnany akavanana tagny an-danitra. \v 6 Izy nifanta tamin'i raika velona mandrakizay doria, zay namorona ny lagnitra, de ny tany amban'ny ranomasina de zay raha maro be agnatin'ireo, ka ny anjely nizaka hoe: "Tsy hisy fandigniasana koa.\v 7 Fa amin'ny andro raika ndreka hampagneno ny trompetra ny anjely fahafito, de ho tanteraka ny misterin' Andriamanitra, kara ny nagnambarany tamin'ny mpaminany mpanompony."