-x-antambahoaka_rev_text_reg/06/15.txt

1 line
477 B
Plaintext

\v 15 Aveo ny mpanjakan'ny tany sy ny olona lebe, sy ny jeneraly, ny mpanankarena, ny mahery, de ny hafa marobe, ny andevo sy ny tsy andevo, nivony tanatin'ny lava-bato sy tamin'ny vatompin'ny vohitra.\v 16 Nizaka tamin'ny vohitra sy tamin'ny vatolampy iary zareo hoe: "Milatsaha aminay! Avonio ny tavan'Iray zegny mipetraka amin'ny seza fiandrianana sy ny fahavigniran'ny Zanak'Ondry zahay. \v 17 Fa tonga ny andro leben'ny fahavigniranan'iary zareo. Iza no havita hadigny?"