-x-antambahoaka_rev_text_reg/06/07.txt

1 line
389 B
Plaintext

\v 7 Ndreka namoha ny tombo-kase fahefatra ny Zanak'Ondry, de naregny ny feon'ny raha managn'aigna fahefatra zaho nizaka hoe: "Malaky! \v 8 De nahita sôvaly kosatra zaho. ny mpideba an'zany de natao hoe fahafatesana, ka reo fasagna de nagnaraka an'azy.Namena alalana amin'ny ampaha-efatra ny tany iary zareo, mba hamono amin'ny sambatra, mosary sy aretina, sady amin'ireo bibidia ny tany.