-x-antambahoaka_rev_text_reg/06/05.txt

1 line
382 B
Plaintext

\v 5 Ndreka namoha ny tombo-kase fahatelo ny Zanak'Ondry, de naregny raha managn'aigna fahatelo zaho ny zaka hoe: "Malaky!" Nahita sôvaly mintina zaho, ny mpideban'zany de nitàgna fandànjana tegny an-tagnany. \v 6 Naregny kara ny feo tamin'ny raha managn'aigna efatra zaho nizaka hoe: "Ny vary eran'ny fatram-bary ho an'ny denary raika. Ka aza ratena ny menaka sy ny divaigna."