-x-antambahoaka_rev_text_reg/06/03.txt

1 line
303 B
Plaintext

\v 3 Ndreka namoha ny tom-bokase faharoy ny Zanak'Ondry, de naregny ny raha managn'aigna faharoy zaho nizaka hoe:Malaky!"\v 4 De nisy sôvaly hafa nivôka, mirehitra mena. Ny mpideban'zany no namena alalana hangala ny fiadanana amin'ny tany, mba hifamono ny olony. Io mpideba io de namena sabatra lebe.