-x-antambahoaka_rev_text_reg/01/19.txt

1 line
324 B
Plaintext

\v 19 Nony zany de soraty zay hitanao, ny amin'zao, sy zay hiseho afaran'zao.\v 20 Kara ny raha tsy fantatra mikasika an'iregny kintana fito zay hitanao tegny an-tàgnan-kavanako, sy iregny fasiana jiro volamena fito: "Ny kintana fito de iregny anjelin'ny fiangonana fito, ka ny fasiana jiro fito de iregny fiangonana fito.