-x-antambahoaka_rev_text_reg/01/04.txt

1 line
579 B
Plaintext

\v 4 Jaona nandea agny amin'iregny fiangonana fito tagny Asia: Ho aminareo ane ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin'ny niany, sy taloha, ary ho avy, sady avy amin'iregny fanahy fito zay eo alohan'ny seza fipetrahany,\v 5 ary avy amin'i Jesôsy Kristy, zay vavolombelona marina, lahimatoa amin'ny maty, sady leiben'ny mpanjakan'ny tany. Ho an'i tia antsena sady nagnafaka antsena tamin'iregny fahotantsena tamin'ny ràny.\v 6 Izy de nagnano antsena ho fanjakana, mpisorona ho an'Andriamanitrany sy Iabany ho an'Azy ane ny voninahitra sy ny fahefana mandrakizay doria. Amena.