-x-antambahoaka_rev_text_reg/01/01.txt

2 lines
553 B
Plaintext

\v 1 Itiky ny fagnambarana an'i Jesôsy Kristy zay nomen'Andriamanitra an'azy hampisehoana an'iregny irakany ny amin'ny raha marobe tsy mentsy hiseho. nampafantarany zany tamin'ny alalan'ny fandefany ny anjeliny ho an'i Jaona irakany. \v 2 Jaona de nagnamarina ny mikasika ny tenin'Andriamanitra sy iregny fijoroana vavolombelona mikasika an'i Jesôsy Kristy, amin'ny raha marobe zay hitany. \v 3 Sambatra ny olona zay mamaky mafy be, sy miteno ny zaka ity faminaniana ity, sady mitandrina zay vôsoratra
ato agnatiny, satria efa akeky ny fotôna.