-x-antambahoaka_rev_text_reg/20/07.txt

1 line
210 B
Plaintext

Ndreka tapitra ny arivo taona, de ho tatahina tam-pigadrana Satana. Hivôka izy mba hamitaka ny firenena maro egny amin'ny vazan-tany efatra - Goga de Magoga - mba hitondra an'iary zareo mba hoagny amin'ny ady.