De nahita ny tagnana ankavananan'ny raika nipetraka tamin'ny seza fiandrianana fa nisy taratasy vôsoratra taloha sy tafara. De nasena fitomboka tamina kase fito