1 line
424 B
Plaintext
1 line
424 B
Plaintext
\v 17 Naita anjely nitsangana tamin'ny masoandro aho. nagnantso mafy ny voro- manidina any ambony izy hoe: "Malaky, mivorovoroa ho amin'ny feti-ben'Andriamanitra. \v 18 Malaky ihinagna ny vatagnan'iary zareo mpanjaka, ny vatagnan'ny mpitari-tafika, ny vatagnan'ny lilahy matanjaka, ny vatagnan'ny sôvaly mban'ny zegny mpideba an'izany, ny vatagnan'ny lilahy marobe, na ny afaka na ny andevo, na ny bitaka na ny agnonabe ." |