-x-antambahoaka_rev_text_reg/18/18.txt

1 line
361 B
Plaintext

Nioaika iary zareo vô nahita ny setrokan'ny fagnasazena. Nizaka iary zareo hoe: "Tanàna ino kara tanàna lehibe?" Nanipy vovoka tan-dohany izy, sady nioaika mafy, nitomagny, sady nisaogna, nagnano hoe: "Loza; loza ho an'ny tanàna lehibe zegny nisy an'ny olona nanagna ny sambo an-dranomasina de nanjary mpanan-karena avy amin'ny harenany. Fa tagnatin'ny adin