1 line
285 B
Plaintext
1 line
285 B
Plaintext
\v 7 Oka antsena hifaly sady ho ravoravo ka hagnome voninahitra Anazy satria tonga ny fagnamboarana ny fanambadenan'ny Zanak'ondry, de ny ampekaria efa miomagna. \v 8 Nomena alalagna hagnatao lamba rongony mamirapiratrasady madio izy" (ny lamba rongony de ny asa marin'ny olo-masina). |