-x-antambahoaka_rev_text_reg/03/05.txt

1 line
287 B
Plaintext

Ndregny raika maharesy de ho ampagnatofaina akanjo fotsy, sady tsy hofafako amin'ny bokin'ny Fiaignana mintsy ny agnarany, sady hozakaiko eo agnatrehan'ny Abako ny agnarany, de agnatrehan'ny anjelny koa. Zegny manan-tadigny de aoka mba hiteno gny raha zakain'ny Fanahy amin'ny mpivavaka.