-x-antambahoaka_rev_text_reg/04/04.txt

1 line
250 B
Plaintext

Nisy seza fiandrianana efatra amby roapolo nagnodidigna ny seza fiandrianana, ary loholona efatra amby roapolo no nipetraka tambnin'iregny seza fiandrianana, niakanjo fotsy, niaraka tamin'nuy satro-boninahitra volamena tegny amin'ny lohan'iary zareo.