-x-antambahoaka_rev_text_reg/01/14.txt

1 line
339 B
Plaintext

Ny lohany sy ny randrany de fotsy kara ny volona ondry, fotsy ôtrany rano mandry, sady ny masony kara ny lelan'afo. Ny tongotrany magnaragnaragna ôtrany varahigna, mitovy amin'ny varahigna vôdio tamin'ny lafôro, ka ny feony ôtrany feona rano be mikoriagna. De nanagna kintana fito tegny an-tàgnany ankavanana Izy, ka sabatra roy lela