-x-antambahoaka_rev_text_reg/07/09.txt

1 line
351 B
Plaintext

Tafaran'ny raha io de nizaha aho, de nisy olona marobe zay tsy vô hisa--- avy tamin'ny firenena, foko; olona; sady fizakana marobe--- nitsangana talohan'ny seza fiandrianana de talohan'ny Zanak'ondry. Nagnano ankanjo lava fotsy sady mitàna sampan-drofia tamin'ny tagnan'iary zareo, de nagnantso mafy tamin'ny feo mafy iary zareo nagnano hoe: "Ny fam