-x-antambahoaka_rev_text_reg/04/04.txt

1 line
420 B
Plaintext

Nisy seza fiandrianana efatra amby roapolo nagnodidigna ny seza fiandrianana, ary loholona efatra amby roapolo no nipetraka tambnin'iregny seza fiandrianana, niakanjo fotsy, niaraka tamin'nuy satro-boninahitra volamena tegny amin'ny lohan'iary zareo. Avy tamin'ny seza fiandrianana no nisy tsela-pahazavana, orana, ary kotro-baratra. Nisy jiro nirehitra talohan'ny seza fiandrianana, jiro zay fanahy fiton'Andriamanitra.