1 line
374 B
Plaintext
1 line
374 B
Plaintext
\v 7 \v 8 Ndreka namoha ny tombo-kase fahefatra ny Zanak'Ondry, de naregny ny feon'ny raha managn'aigna fahefatra zaho nizaka hoe: "Malaky! De nahita sôvaly kosatra zaho. ny mpideba an'zany de natao hoe fahafatesana, ka reo fasagna de nagnaraka an'azy.Namena alalana amin'ny ampaha-efatra ny tany iary zareo, mba hamono amin'ny sambatra, mosary sy aretina, ka amin'ireo bib |