-x-antambahoaka_rev_text_reg/10/05.txt

1 line
380 B
Plaintext

Aveo i anjely igny hitako nitsangana tamboniny ranomasina de tamin'ny tany, nanangana ny tagnany havanana tan-danitra. Izy nifanta tamin'i raika tamin'ny raika zay velona mandrakizay doria, zay namorona ny lagnitra sy zay maro be ao agnatiny zany, ny tany de zay maro be ao agnatiny zay, ary ny ranomasina sy zay maro be agnatiny zany, de i anjely igny nizaka hoe: "Tsy hisy fembe