1 line
324 B
Plaintext
1 line
324 B
Plaintext
Mitovy amina efa-joro i tanàna igny; mitovy ny lavany sy ny sakany. Nandrefy ny tànana tamin'ny fandrefesana volotara Igny Izy, roy arivo metatra ny halavany (mitovy ny halavany, sy ny sakany, de ny hamboasany). De nandrefy ny rindrignan'zany koa izy, 114 hakiho ndreka refesin'ny olona (zay refin'ny anjely my koa zany). |