-x-antambahoaka_rev_text_reg/15/03.txt

1 line
370 B
Plaintext

De nihirain'iary zareo ny hiran'i Mosesy, lay mpanompon'Andriamanitra, sy ny hiran'ny Zanak'ondry hoe:" Ngezabe sady mampitolagaga ny asanao, Tompo Andriamanitra, lay Ambony indrindra. Marina sady mahitsy ny lalagnanao, ry Mpanjakan'ny firenena. I zovy tsy hatahotra Anao, ry Tompo, ka tsy hagnome voninahitra ny agnaranao? Fa Anao raika my no masina. Ny firenena marobe