1 line
307 B
Plaintext
1 line
307 B
Plaintext
Vita tamina jaspy i rindrigna igny de tamina volamena tsisy fagnarony, kara ny fitaratra madio. Ny fototra ny rindrigna igny de nasena tamin'iregny karazagna vato sarobidy marobe. Ny vôlohany de jaspy, ny faharoy safira, ny fahatelo kalkedôna, ny fahaefatra emeralda, ny fahadimy sardôniksa, ny fahaenina |