-x-antambahoaka_rev_text_reg/13/13.txt

1 line
352 B
Plaintext

Nagnano fahagagana marobe izy. De nandatsaka afo avy tan-danitra ho amin'ny tany tagnatrehan'ny olona. Ka tamin'ny alalan'ny famantarana io de nomena alalagna agnano an'izany, de namitaka an'ny zegny nipetraka tambon'ny tany izany.Ka nizaka an'io tamin'iary zareo mba hagnano sary ho voninahitry ny bibi-dia zay vôratran'ny sabatra nefa de vologna my.