-x-antambahoaka_rev_text_reg/20/04.txt

1 line
362 B
Plaintext

Sady nahita seza fiandrianana maro zaho. Nipetraka tamboniny reo zay namena fahefana mitsara. Hitako ny fanahin'ireo zay notahin-doha noho ny fijorôna vavolombelona momba an'i Jesôsy sady nohon'ny tenin'Andriamanitra. Tsy nandondogna tamin'ny bibi-dia ambban'ny sariny iary zareo, sady iary zaro de nandà ny handray ny marikan'ny bibi-dia tamin'ny andrigna ny