-x-antambahoaka_rev_text_reg/11/13.txt

1 line
282 B
Plaintext

Amin'ny ora zany de hisy horohorontany mafy, de hirodana ny ampahafolon'ny tanàna. Fito arivo ratsy ny olona ho fatin'ny horohorontany, de hovaka ny olona sisa tsy maty de hagnome voninahitra an'Andriamanitry ny lagnitra. Dila ny loza faharoy. Io! Fa nalaky tonga ny loza fahatelo.