-x-antambahoaka_rev_text_reg/15/07.txt

1 line
344 B
Plaintext

\v 7 \v 8 Raika tamin'ny raha managn'aigna efatra nagnome an'ny anjely fito lovia volamena fito feno fahavigniran'Andriamanitra, Ilay velogna mandrakizay doria. De feno setroka avy tamin'ny voninahitr'Andriamanitra mban'ny heriny ny tempoly. Ka tsy nisy nahazo niditra tao na iza na iza mandra-pahatanteraka ny loza fito nandaon'ny anjely fito.