-x-antambahoaka_rev_text_reg/06/12.txt

1 line
268 B
Plaintext

Ndreka namoha ny tombo-kase fahenina ny Zanak'Ondry, de nijery zaho ka nisy horohoron-tany lebe. Lasa mintina hôtrany ny lamba fisônana ny masoandro, ka ny volana feno manana de hôtrany rà. Ny kitana tegny amin'ny lanitra de latsaka tamin'ny tany, hôtra ny aviavy