-x-antambahoaka_rev_text_reg/13/07.txt

1 line
194 B
Plaintext

De navela hiady tamin'ny mpino izy ka handresy anazy ny bibi-dia.Sady nomena anazy koa ny fahefana manerana ny foko, ny olona, ny fiteny, mban'ny firenena marobe. Hiankohoka aminazy aby ny olona