-x-antambahoaka_rev_text_reg/03/09.txt

1 line
236 B
Plaintext

Satria efa nitandrigna ny raha nizakaiko tamin'ny faharetana anareo, de harovako amin'ny andro fitsapana zay efa ho toga amin'izao to. Ho tonga tsy ho ela Aho. ka tano tsara zegny hanagnanao mba tsy hisy hangalaka ny satro-boninahitrao.