-x-antambahoaka_rev_text_reg/20/11.txt

1 line
257 B
Plaintext

De nahita seza fiandrianana fotsy lebe zaho de ny nipetraka tamboniny. Ny tany amban'ny lanitra de nilefa ny fagnatrehany, ne fa tsisy toerana andehanan'iary zareo. Na hita ny maty zaho - ny lebe amban'ny bitaka - nitsangana talohan'ny seza fiandrianana, de