-x-antambahoaka_rev_text_reg/14/09.txt

1 line
501 B
Plaintext

Nisy anely hafa- anjely fahatelo- nagnaraka an'azy iregny, nizaka tamin'ny feo mafy hoe: "Naha misy mivavaka amin'ny bibidia sy ny sariny, ary mandray ny marika eo amin'ny handrignany na eoo amin'ny tàgnany, de hihinagna ny sanagny amin'ny divaignany fahavigniran'Andriamanitra my koa izy, divaigna tsy nifagnaro zay nararaka tagnatin'ny kapôky ny havignirany. Ny olona zay mihinana an'zany de hampijaliana amin'ny afo sy solifara eo alohan'ny anjely masin'Andriamanitra sy eo alohan'ny Zanak'ondry.