-x-antambahoaka_rev_text_reg/21/26.txt

1 line
285 B
Plaintext

\v 26 Hitondra ny fahatsarana mbaminy hajan'iregny firenena ao amin'zany iary zareo, \v 27 de tsy hisy maloto hiditra amin'zany mihitsy. Tsy hisy niza niza hagnano raha mahamegnatra amban'na mamitaka hiditra ao, fa zay vôsoratra agnarana amin'ny Bokin'ny Zanak'ondrin'ny fiaignana my.