-x-antambahoaka_rev_text_reg/03/01.txt

1 line
300 B
Plaintext

Soraty ho an'ny anjelin'ny fiangonana agny Sardisy hoe : Karan'izao raha nizakain'ny managna ny Fanahy fiton'Andriamanitra mban'ny kintagna fito. "Fantako raha nataonao. Malaza ho velogna anao, nefa anao de maty. Mifohaza de amboary tsara zegny sisa tavela, fa efa ho faty,satria tsy hitako tanteraka