-x-antambahoaka_rev_text_reg/03/21.txt

1 line
272 B
Plaintext

Ndregny raika mandresy, de homena anazy ny zo hipetraka miaraka aminaha eo amin'ny seza fiandrianako, karan'ny nandreseko koa sy nipetrahako tamin'ny Abako tamin'ny seza fiandrianana. Zegny manan-tadigny de aoka mba hiteno gny raha raha zakain'ny Fanahy amin'ny mpivavaka.