1 line
341 B
Plaintext
1 line
341 B
Plaintext
De nahita bibi-dia hafa koa aho niakatra avy tambanin'ny tany. Izany de nanagna tandroka roy kara zanak'ondry, sady nizaka kara dragnona. Nampihariny aby ny fahefana marobe nanagnan'ny bibi-dia vôlohany teo agnatrehany, ka ny tany mban'ny ndregny monigna aminazy de asainy miankohoka amin'ny bibi-dia vôlohany- de i raika naratra seky maty |