Namena volotara mba hampiasaina kara ny tangala zaho. Nozakaina tamiko hoe: "Mitsangana de refeso ny tempolin' Andriamanitra de ny alitara, sady ny mivavaka ao.