-x-antambahoaka_rev_text_reg/09/16.txt

1 line
324 B
Plaintext

Ny isan'ny miaramila nideaba sôvaly de 200,000,000. Naregny an'io isa io aho. Karan'izany no fomba naitako ny sôvaly tamin'ny fahitako mban'ny zegny nideba tamin'iary zareo teo. Ny ferovan-tratran'iary zareo de menabe, manga antitra de solifara mavo. Nitovy tamin'ny lohan'ny liogna ny lohan'ny sôvaly,ka ny nivôka avy