-x-antambahoaka_rev_text_reg/05/01.txt

1 line
164 B
Plaintext

De nahita ny tagnana ankavananan'ny raika nipetraka tamin'ny seza fiandrianana aho, fa nisy taratasy vôsoratra taloha sy tafara. Nasena fitomboka tamina kase fito.