-x-antambahoaka_rev_text_reg/13/03.txt

1 line
320 B
Plaintext

Ny lohan'ny bibi-dia raika de kara efa maty, nefa sitragna ny ratra seka nahafaty anazy. De gaga ny tany marobe ndreka nagnaraka ny bibi-dia. Ary de nenkohoka tamin'ny dragona iary zareo, satria izy no nagnome ny fahefany ho an'ny bibi-dia. De niankohoka tamin'ny bibi-dia koa iary zareo de nizaka hoe :"Iza karan'ny bib