-x-antambahoaka_rev_text_reg/14/01.txt

1 line
238 B
Plaintext

Nizaha zaho ka nahita ny Zanak'ondry nitsangana tamin'ny tendrombohitra Ziona. Niaraka tamin'Azy 144.000 zay nanagna ny agnarany sy ny agnaran'ny Iabany voasoratra eo amin'ny handrignan'iary zareo. Naregny feo avy agny an-dagnitra kara ny