-x-antambahoaka_rev_text_reg/03/07.txt

1 line
428 B
Plaintext

\v 7 \v 8 De soraty ho an'ny mpinon'ny fiangonana agny Filadelfia hoe :"Karan'izao gny raha nizakain'ny zegny masina sady marina_ Izy no mitana ny lakilen'i Davida, Izy my koa no mamoha de tsisy afaka magnidy ndre iza ndre iza, Izy aby koa magnidy de tsisy afaka mamoha ndre iza ndre iza. fantako raha vitanareo. Sady efa nametrahako varangaragna mivoha eo alohanareo ka tsy afaka ahidin'iza n'iza mintsy. Fantako koa fa managa