-x-antambahoaka_rev_text_reg/01/01.txt

1 line
410 B
Plaintext

Itiky ny fagnambarana an'i Jesôsy Kristy zay nomen'Andriamanitra an'azy hampisehoana an'iregny irakany ny amin'ny raha marobe tsy mentsy hiseho. nampafantarany zany tamin'ny alalan'ny fandefany ny anjeliny ho an'i Jaona irakany. I Jaona de nagnamarina ny mikasika ny tenin'Andriamanitra sy iregny fijoroana vavolombelona mikasika an'i Jesôsy Kirsty, ny iregny raha marobe hitany. Sambatra ny olona zay mamaky