-x-antambahoaka_rev_text_reg/13/15.txt

1 line
311 B
Plaintext

De navela asena aigna ny sarin'ny bibi-dia mba ahafahan'ny sary mizaka ka zegny tsy magneky miankohoka amin'ny bibi-dia de nivonina. Sady niforisen'izany andray marika ami'ny tagnana ankavanana aby na amin'ny andrigna ny tsirai-draika, na madinika, na lehibe, na manankarena na mahantra, na andevo na tsy andevo